Mondadori Store

Trova Mondadori Store

Benvenuto
Accedi o registrati

lista preferiti

Per utilizzare la funzione prodotti desiderati devi accedere o registrarti

Vai al carrello
 prodotti nel carrello

Totale  articoli

0,00 € IVA Inclusa

Raha misy fahasahiranan-tsaina sy fahabangana ao am-ponao, dia katsaho ny fahazavan'ny fahamarinana (I)

Paul C. Jong
pubblicato da Paul C. Jong

Prezzo online:
0,00

Hazavain'ity boky ity fa nisy vokany ratsy teo amin'ny Kristianina ankehitriny ny Fanekem-pinoana Nicée, novokarina tao amin'ny Konsilin'i Nicée tamin'ny andro fahiny.
Amin'izao vanim-potoana izao, mba hahitana ny fahamarinana momba ny fahaterahana indray, dia tsy maintsy mianatra bebe kokoa ianao. Ary mila mahafantatra lalindalina kokoa momba ny fanekem-pinoana ninoanao hatramin'izay ianao.
Ankehitriny dia tsy maintsy hitanao ato amin'ity boky ity ny dikan'ny batisan'i Jesosy nataon'i Jaona Mpanao Batisa izay nesorina tao amin'ny Fanekem-pinoana Nicée. Noho izany, tokony ho fotoana iray handraisana ny tena famonjena sy fiadanana ao am-ponao izany.
Ankehitriny dia ho hitanao ny tena lanjan'ny filazantsaran'ny rano sy ny Fanahy ao amin'ny batisa izay noraisin'i Jesosy. Ho fantatrao lalindalina kokoa sy mazava kokoa ny fiantraikan'ny Tenin'ny batisa noraisin'i Jesosy tamin'i Jaona Mpanao Batisa ny fanahinao ka hanome voninahitra an'Andriamanitra amin'ny finoana ianao.

Dettagli down

Generi Religioni e Spiritualità » Cristianesimo » Storia delle religioni

Editore Paul C. Jong

Formato Ebook (senza DRM)

Pubblicato 13/03/2024

Lingua Malagasy

EAN-13 9788928221905

0 recensioni dei lettori  media voto 0  su  5

Scrivi una recensione per "Raha misy fahasahiranan-tsaina sy fahabangana ao am-ponao, dia katsaho ny fahazavan'ny fahamarinana (I)"

Raha misy fahasahiranan-tsaina sy fahabangana ao am-ponao, dia katsaho ny fahazavan
 

Accedi o Registrati  per aggiungere una recensione

usa questo box per dare una valutazione all'articolo: leggi le linee guida
torna su Torna in cima